forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
571 B
Markdown
16 lines
571 B
Markdown
# Aoka homen-kanina aloha ny zaza. Satria tsy mety ... manipy azy ho an'ny amboa
|
|
|
|
Eto Jesosy dia miteny momba ireo Jiosy tahaka ny hoe ankizy izy ireo ary ireo Jentilisa tahaka ny amboa. DH: "Aoka ny zanak'Israely ho fahanana voalohany. Satria tsy mety ny maka ny mofon'ny ankizy ary manipy izany ho an'ireo Jentilisa, izay tahaka ny amboa"
|
|
|
|
# Aoka homen-kanina aloha ny zaza
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "Tsy maintsy fahanantsika aloha ny zanak'Israely"
|
|
|
|
# mofo
|
|
|
|
Maneho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "sakafo"
|
|
|
|
# amboa
|
|
|
|
Izany dia maneho amboa kely izay biby fiompy any an-trano.
|