auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:33:59 +03:00 committed by root
parent c9f5ebec67
commit f3e72ba9b3
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha ny ràn'reo osy sy reo omby lahy ary ny famafazagna ny lavenon'ny vantotr'omby vavy akeo am'reo ze lasa maloto no manokana an-jareo akeo amin'Andriamanitra ho fagnadiovana ny nofon-jareo, ôtran'ny akôry ny fihoaran'ny ràn'i Kristy, ze nagnolotra ny Tegnany tsisy kilema ho an'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny Fagnahy mandrakizay, hagnadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompôna an'le Andriamanitra velona? Noho zany antony zany, de Izy no mpanalalana ny fanekena vaovao. Zany de, satria nisy fafatesana raika nibôgna mbô hagnafaka an'reo ze ambanin'ny fanekena vôlôny amin'ny fa
Fa raha ny ràn'reo osy sy reo omby lahy ary ny famafazagna ny lavenon'ny vantotr'omby vavy akeo am'reo ze lasa maloto no manokana an-jareo akeo amin'Andriamanitra ho fagnadiovana ny nofon-jareo, ôtran'ny akôry ny fihoaran'ny ràn'i Kristy, ze nagnolotra ny Tegnany tsisy kilema ho an'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny Fagnahy mandrakizay, hagnadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompôna an'le Andriamanitra velona? Noho zany antony zany, de Izy no mpanalalana ny fanekena vaovao. Zany de, satria nisy fafatesana raika nibôgna mbô hagnafaka an'reo ze ambanin'ny fanekena vôlôny amin'ny fahotan-jareo, de handray ny fampagnantenan'ny lova mandrakizay reo ze vôantso.

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa raha misy didim-panagnana, ny fafatesan'le ôla ze nagnano an'zany de tsy maintsy vôporofo. Fa rafa misy fafatesana fôgna vô manan-kery ny didim-panagnana, satria tsy manan-kery zany raha ôtra ka mbôla velona le ôla ze nagnano an'zany.

1
09/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka na de ny fanekena vôlôny aza tsy na