auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:16:11 +03:00 committed by root
parent 5e68b07d04
commit c9f5ebec67
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha ny ràn'reo osy sy reo omby lahy ary ny famafazagna ny lavenon'ny vantotr'omby vavy akeo am'reo ze lasa maloto no manokana an-jareo akeo amin'Andriamanitra ho fagnadiovana
Fa raha ny ràn'reo osy sy reo omby lahy ary ny famafazagna ny lavenon'ny vantotr'omby vavy akeo am'reo ze lasa maloto no manokana an-jareo akeo amin'Andriamanitra ho fagnadiovana ny nofon-jareo, ôtran'ny akôry ny fihoaran'ny ràn'i Kristy, ze nagnolotra ny Tegnany tsisy kilema ho an'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny Fagnahy mandrakizay, hagnadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompôna an'le Andriamanitra velona? Noho zany antony zany, de Izy no mpanalalana ny fanekena vaovao. Zany de, satria nisy fafatesana raika nibôgna mbô hagnafaka an'reo ze ambanin'ny fanekena vôlôny amin'ny fa