diff --git a/09/13.txt b/09/13.txt index f3c4148..4d5c200 100644 --- a/09/13.txt +++ b/09/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa raha ny ràn'reo osy sy reo omby lahy ary ny famafazagna ny lavenon'ny vantotr'omby vavy akeo am'reo ze lasa maloto no manokana an-jareo akeo amin'Andriamanitra ho fagnadiovana ny nofon-jareo, ôtran'ny akôry ny fihoaran'ny ràn'i Kristy, ze nagnolotra ny Tegnany tsisy kilema ho an'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny Fagnahy mandrakizay, hagnadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompôna an'le Andriamanitra velona? Noho zany antony zany, de Izy no mpanalalana ny fanekena vaovao. Zany de, satria nisy fafatesana raika nibôgna mbô hagnafaka an'reo ze ambanin'ny fanekena vôlôny amin'ny fa \ No newline at end of file +Fa raha ny ràn'reo osy sy reo omby lahy ary ny famafazagna ny lavenon'ny vantotr'omby vavy akeo am'reo ze lasa maloto no manokana an-jareo akeo amin'Andriamanitra ho fagnadiovana ny nofon-jareo, ôtran'ny akôry ny fihoaran'ny ràn'i Kristy, ze nagnolotra ny Tegnany tsisy kilema ho an'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny Fagnahy mandrakizay, hagnadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompôna an'le Andriamanitra velona? Noho zany antony zany, de Izy no mpanalalana ny fanekena vaovao. Zany de, satria nisy fafatesana raika nibôgna mbô hagnafaka an'reo ze ambanin'ny fanekena vôlôny amin'ny fahotan-jareo, de handray ny fampagnantenan'ny lova mandrakizay reo ze vôantso. \ No newline at end of file diff --git a/09/16.txt b/09/16.txt new file mode 100644 index 0000000..4c5ecef --- /dev/null +++ b/09/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa raha misy didim-panagnana, ny fafatesan'le ôla ze nagnano an'zany de tsy maintsy vôporofo. Fa rafa misy fafatesana fôgna vô manan-kery ny didim-panagnana, satria tsy manan-kery zany raha ôtra ka mbôla velona le ôla ze nagnano an'zany. \ No newline at end of file diff --git a/09/18.txt b/09/18.txt new file mode 100644 index 0000000..f381cba --- /dev/null +++ b/09/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ka na de ny fanekena vôlôny aza tsy na \ No newline at end of file