auto save
This commit is contained in:
parent
fb4b3f9c0c
commit
4b22afc8ab
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny
|
||||
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny asany daôly." Ary mbô nitare ndre izy hoe: "Zareo de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako."
|
Loading…
Reference in New Issue