auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:25:14 +03:00 committed by root
parent f90cec15b8
commit fb4b3f9c0c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'n
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny