From 4b22afc8abaa0d1b607ed1138ddee68d2146c69a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 19:25:14 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 04/03.txt | 2 +- 04/06.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 04/06.txt diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 02161ab..c486626 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny \ No newline at end of file +Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny asany daôly." Ary mbô nitare ndre izy hoe: "Zareo de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako." \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt new file mode 100644 index 0000000..d6623b8 --- /dev/null +++ b/04/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +Noho zany, satria mbôla vôtokana ho an'ny sasagny ny fidirana akao amin'ny fitsarany, ary satria betsaka reo Israelita nandregny ny vaovao mafaly tsy niditra takao nohon'ny tsy fankatoavana, de nametraka andro raika \ No newline at end of file