auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:25:14 +03:00 committed by root
parent fb4b3f9c0c
commit 4b22afc8ab
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fanorenana an'zao tontolo zao. Fa izy nitare taigny ho azy momban'ny andro fafito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro fafito tamin'ny asany daôly." Ary mbô nitare ndre izy hoe: "Zareo de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako."

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho zany, satria mbôla vôtokana ho an'ny sasagny ny fidirana akao amin'ny fitsarany, ary satria betsaka reo Israelita nandregny ny vaovao mafaly tsy niditra takao nohon'ny tsy fankatoavana, de nametraka andro raika