2020-10-09 18:11:10 +00:00
|
|
|
\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay iraiky izay tiagny.
|