Fri Oct 09 2020 14:11:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:11:10 -04:00
parent 66a6ef6c03
commit 82e1973d0c
5 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Krisity araka ny sitrapôn'Andriamanitra, ho amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra agny Efesosy, izay mahatoky akô amin'i Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarihagna : Misy fandikagna sanany manala ny hoe: ''Ao Efesosy'' saigy mety akô amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny vôalôhagny izegny. ] Ho aminaré ny fahasoavagna ndraiky fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Krisity Tompo.
\c 1 \v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Krisity araka ny sitrapôn'Andriamanitra, ho amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra agny Efesosy, izay mahatoky akô amin'i Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sanany manala ny hoe: ''Ao Efesosy'' saingy mety akô amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny vôalôhagny izegny. ] Ho aminaré ny fahasoavagna ndraiky fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Deraina ané ny Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Krisity Tompontsika, izay nitahy antsika takô amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-pagnahy jiaby avy akagny andagnitra akô amin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika takô aminanjy letrin'ny fiantombôhan'izao tontôlo izao, mbô ho masigna sy tsy manan-tsigny aké agnatrehany antsika.
\v 3 Deraina ané ny Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nitahy antsika takô amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-pagnahy jiaby avy akagny andagnitra akô amin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika takô aminanjy letrin'ny fiantombôhan'izao tontôlo izao, mbô ho masigna sy tsy manan-tsigny aké agnatrehany antsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alaln'i Jesosy Krisity, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay Araiky izay tiagny.
\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay iraiky izay tiagny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Akô amin'i Jesosy Krisity de mahazo fanavôtagna amin'ny ràny sy ny famelan-keloka antsika, araka ny harem-pahasoavagny. \v 8 Narôtsagny tamintsika tamin'ny fahindrégna sy fahalalagna jiaby izégny fahasoavagna izégny.
\v 7 Akô amin'i Jesosy Kristy de mahazo fanavôtagna amin'ny ràny sy ny famelan-keloka antsika, araka ny harem-pahasoavagny. \v 8 Narôtsagny tamintsika tamin'ny fahindrégna sy fahalalagna jiaby izégny fahasoavagna izégny.

View File

@ -35,15 +35,15 @@
}
],
"translators": [
"MAD008"
"MAD008",
"LAPTOP-HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-01",
"01-07",
"01-09",
"01-11",
"01-13",