diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 9f8e021..c1fad55 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Krisity araka ny sitrapôn'Andriamanitra, ho amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra agny Efesosy, izay mahatoky akô amin'i Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarihagna : Misy fandikagna sanany manala ny hoe: ''Ao Efesosy'' saigy mety akô amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny vôalôhagny izegny. ] Ho aminaré ny fahasoavagna ndraiky fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Krisity Tompo. \ No newline at end of file +\c 1 \v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Krisity araka ny sitrapôn'Andriamanitra, ho amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra agny Efesosy, izay mahatoky akô amin'i Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sanany manala ny hoe: ''Ao Efesosy'' saingy mety akô amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny vôalôhagny izegny. ] Ho aminaré ny fahasoavagna ndraiky fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index ea3886b..c838947 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Deraina ané ny Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Krisity Tompontsika, izay nitahy antsika takô amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-pagnahy jiaby avy akagny andagnitra akô amin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika takô aminanjy letrin'ny fiantombôhan'izao tontôlo izao, mbô ho masigna sy tsy manan-tsigny aké agnatrehany antsika. \ No newline at end of file +\v 3 Deraina ané ny Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nitahy antsika takô amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-pagnahy jiaby avy akagny andagnitra akô amin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika takô aminanjy letrin'ny fiantombôhan'izao tontôlo izao, mbô ho masigna sy tsy manan-tsigny aké agnatrehany antsika. \ No newline at end of file diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt index ef7937a..85c54ba 100644 --- a/01/05.txt +++ b/01/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alaln'i Jesosy Krisity, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay Araiky izay tiagny. \ No newline at end of file +\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay iraiky izay tiagny. \ No newline at end of file diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt index 7969652..9d61d97 100644 --- a/01/07.txt +++ b/01/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Akô amin'i Jesosy Krisity de mahazo fanavôtagna amin'ny ràny sy ny famelan-keloka antsika, araka ny harem-pahasoavagny. \v 8 Narôtsagny tamintsika tamin'ny fahindrégna sy fahalalagna jiaby izégny fahasoavagna izégny. \ No newline at end of file +\v 7 Akô amin'i Jesosy Kristy de mahazo fanavôtagna amin'ny ràny sy ny famelan-keloka antsika, araka ny harem-pahasoavagny. \v 8 Narôtsagny tamintsika tamin'ny fahindrégna sy fahalalagna jiaby izégny fahasoavagna izégny. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index ca91606..ef3beed 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -35,15 +35,15 @@ } ], "translators": [ - "MAD008" + "MAD008", + "LAPTOP-HA9V2PJ1" ], "finished_chunks": [ "front-title", "01-title", + "01-01", "01-03", "01-05", - "01-01", - "01-07", "01-09", "01-11", "01-13",