bmm_eph_text_reg/01/05.txt

1 line
298 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-29 02:28:53 +00:00
\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alaln'i Jesosy Krisity, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay Araiky izay tiagny.