forked from WA-Catalog/plt_tn
786 B
786 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona isan-taona i Yaveh.
Firavoravoan'ny Fialofana
Io dia fankalazana mandritra ny fotoana izay hipetrahan'ireo Israely ao amin'ny trano fialofana vonjimaika mandritra ny hafitoana mba hahatsiarovana ny fotoana izay nipetrahan'izy ireo tany an'efitra taorian'ny fialanan'izy ireo tany Egypta. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 23:33.
ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahafitoIo
Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohann'ny Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana.
rehefa voaangonareo ireo vokatry
Ny teny "vokatra" eto dia mampiseho ireo karazam-bokatra rehetra. Rehefa avy manangom-bokatra ianareo"