|
# nangorohoro
|
|
|
|
tohina, nikorontana
|
|
|
|
# marina, dia marina tokoa
|
|
|
|
Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
|
|
|
|
# Nifampijery ireo mpianatra, nanontany tena hoe iza izany nolazainy izany.
|
|
|
|
"Nifampijery ireo mpianatra ary nanontany tena hoe: "Iza no hamitaka an'i Jesosy?"
|