forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
883 B
Markdown
20 lines
883 B
Markdown
# Ireo soron'Andriamanitra
|
|
|
|
"Ireo sorona izay ankasitrahan'Andrimanitra"
|
|
|
|
# fanahy torotoro
|
|
|
|
Ny fanahy torotoro dia maneho toe-tsaina manetry tena. DH: "fanetren-tena" na "ny olona iray izay tonga manetry tena"
|
|
|
|
# ny fo torotoro sy mangorakoraka
|
|
|
|
Ny mha manetry tena sy manenina amin'ny fahotan'ny olona iray dia lazaina toy ny hoe manana fo torotoro sy mangorakoraka. Ny fo maneho ny fihetseham-po sy sitrapo. DH: "alahelo sy fanetren-tena" na "ny olona iray izay manenina amin'ny fahotany sy manetry tena"
|
|
|
|
# Areno indray ny mandan'i Jerosalema
|
|
|
|
Ny mandan'ny tanàna dia miaro izany sy ny olona ao aminy. Ireo mety ho heviny dia 1) "manao anay hanorina indray ny mandan'i Jerosalema" na 2) "miaro an'i Jerosalema sy manamafy azy"
|
|
|
|
# hanolotra ombilahy eo amin'ny alitara ny vahoakanay
|
|
|
|
Ny ombilahy matetika dia nampiasaina ho bibin'ny fisoronana, araka ny torolalan'Andriamanitra.
|