forked from WA-Catalog/plt_tn
831 B
831 B
ireo lalàny marina rehetra ... mbola tsy nivadika tamin'izany aho
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny mpanoratra mamerimberina ireo hevitra ireo ho fanamafisana.
efa teo anoloako
"efa nitarika ahy" na "tsaroako foana"
Tsy nanan-tsiny aho ... nitandrin-tena tamin'ny fahotana
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny mpanoratra mamerimberina ireo hevitra ireo ho fanamafisana.
Tsy nanan-tsiny teo anatrehany
"tsy nanan-tsiny araka an'Azy"
nitandrin-tena tamin'ny fahotana
"tsy nanota aho"
nadio ny tanako
Ny manana "tanana madio" midika fa olona iray tsy manan-tsiny amin'ny fanaovan-dratsy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 18:20. DH: "marina avokoa ireo asako rehetra"
teo imasony
Manondro ny fanatrehan'Andriamanitra izany. DH: "eo anatrehany" na "araka an'Azy"