1.0 KiB
Hihena ny harena
"Miha-manjavona ny harena"
asan'ny tanany
Ny andian-teny hoe "asan'ny tanany" dia entina ilazana ny asa ara-batana fa tsy ara-tsaina na karazan'asa hafa. Maro ny olona tsy manome lanja ny asa ara-batana. DH: "miasa amin'ny hery ara-batana"
hampitombo ny volany
Ampitahaina amin'ny hazo izay mitombo ny vola.
Rehefa mihemotra ny fanantenana
Eto ny "fanantenana" dia maneho ny zavatra izay antenain'ny olona. Io dia azo atao hoe DH: "Rehefa manantena zavatra ny olona iray saingy tsy mandray izay mandritra ny fotoana ela dia ela"
mandratra fo izany
Ny fandratrana fon'olona dia entina ilazana ny hoe mandifotra izany olona izany amin'ny alahelo. DH: "mahatonga alahelo mafy izany"
ny faniriana tanteraka no hazon'aina.
Ny olona mandray izay nantenainy ka nanjary faly dia faly dia resahina toy ny hoe hazo izay manome aina ny fahatanterahan'ny fanantenany. DH: "ny faniriana tanteraka dia tahaka ny hazon'aina"
hazon'aina
"hazo izay manome aina" na "hazo izay manohan'aina ny voany." Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io.