forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
555 B
Markdown
24 lines
555 B
Markdown
# Izaho, Fahendrena, dia miara-monina amin'ny Fitandremana
|
|
|
|
Atao toy ny hoe olona ihany koa ny Fitandremana eto.
|
|
|
|
# Fitandremana
|
|
|
|
"fitsarana tsara"
|
|
|
|
# manana fahalalana sy fahamalinana
|
|
|
|
Ny hevitra mila takarina hoe "fahalalana" sy "malina" dia azo lazaina amin'ny fomba hafa. DH: "Izaho dia mahalala sady malina" na "mahalala zavatra maro aho, ary mitandrina tsara"
|
|
|
|
# fahamalinana
|
|
|
|
mitandrina ny amin'izay lazaina sy ataontsika; mitandrina mba tsy handratra na hanisy ratsy ny hafa
|
|
|
|
# ny teny ratsy
|
|
|
|
"firesaka ratsy"
|
|
|
|
# ratsy
|
|
|
|
nivadika tamin'izay marina
|