plt_tn/neh/13/23.md
2021-09-23 12:20:42 -06:00

20 lines
458 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity andininy ity dia mampiditra tranga manaraka.
# ireo Jiosy izay nanambady ireo vehivavin'i Asdoda, Amona, ary Moaba
"ireo Jiosy izay nanambady vehivavy vahiny" Andriamanitra dia nandrara ny fifanambadian'ny olona samy hafa fiaviana.
# Asdoda
Anaran-tanana
# Amona ... Moaba
anaram-pirenena
# ny antsasaky ny taranak'izy ireo
"Ary vokaktr'izany, antsasaky ny taranak'izy ireo"