forked from WA-Catalog/plt_tn
334 B
334 B
mankahala ny rahalahany
"mankahala ny namana mpino"
ilay iray izay tsy mitia ny rahalahany, izay hitany, dia tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra, izay tsy hitany
Ny fehezanteny roa mifanohitra toy izao dia mifangaro, fa afaka atao hoe: DH: "izay tia ny rahalahiny ihany , izay hitany, no tia an'Andriamanitra, izay tsy hitany"