auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent 7186c433a3
commit c366075f35
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miravoa lalandava akao amin'ny Tompo. Mivolagna ndraiky zaho, miravoa. Ambilao ho hay ny ologno jiaby ny fahatsoram-pônareo. Afa marikitry ny Tompo. Aza miahiahy na amin'ino na amin'ino. Fao naifa, amin'ny raha jiaby amin'ny alalan'ny vavaka ndraiky fangatahagna, miaraka amin'ny fisaoragna, ambilao ny fangahoanareo ho hain-Jagnahary. Ary ny fiadanagnan-Jagnahary, zay
Miravoa lalandava akao amin'ny Tompo. Mivolagna ndraiky zaho, miravoa. Ambilao ho hay ny ologno jiaby ny fahatsoram-pônareo. Afa marikitry ny Tompo. Aza miahiahy na amin'ino na amin'ino. Fao naifa, amin'ny raha jiaby amin'ny alalan'ny vavaka ndraiky fangatahagna, miaraka amin'ny fisaoragna, ambilao ny fangahoanareo ho hain-Jagnahary. Ary ny fiadanagnan-Jagnahary, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby