auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 08:58:37 -04:00 committed by root
parent 18d42b4955
commit 7186c433a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miravoa lalandava akao amin'ny Tompo. Mivolagna ndraiky zaho, miravoa. Ambilao ho hay ny ologno jiaby ny fahatsoram-pônareo. Afa marikitry ny Tompo. Aza miahiahy na amin'ino na amin'ino. Fao naifa, amin'ny raha jiaby amin'ny alalan'ny vavaka ndraiky fangatahagna, miaraka amin'
Miravoa lalandava akao amin'ny Tompo. Mivolagna ndraiky zaho, miravoa. Ambilao ho hay ny ologno jiaby ny fahatsoram-pônareo. Afa marikitry ny Tompo. Aza miahiahy na amin'ino na amin'ino. Fao naifa, amin'ny raha jiaby amin'ny alalan'ny vavaka ndraiky fangatahagna, miaraka amin'ny fisaoragna, ambilao ny fangahoanareo ho hain-Jagnahary. Ary ny fiadanagnan-Jagnahary, zay