auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent 54db37f113
commit 961c760502
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, ry rahalahiky tiàko zay mahangaoma zaho, haravoako ndraiky satro-boninahitrinaha, amin'ny zany dia mitsangana tsara akao amin,ny Tompo, ry namako tiàko. Mangavigny an'i Eodia zaho, ary mangavigny an'i Syntyke, miraisa saigny akao amin'ny Tompo. Aveo, mangaho aminao foagna koa zaho, ry namako mpiray zoga: Ampia reo vaïavy reo. Satria zareo dia niara-niasa taminaha tamin'ny fagnaparitahagna ny Vaovao maharavoravo niaraka tamin'ny Klementa ndraiky reo
\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, ry rahalahiky tiàko zay mahangaoma zaho, haravoako ndraiky satro-boninahitrinaha, amin'ny zany dia mitsangana tsara akao amin,ny Tompo, ry namako tiàko. Mangavigny an'i Eodia zaho, ary mangavigny an'i Syntyke, miraisa saigny akao amin'ny Tompo. Aveo, mangaho aminao foagna koa zaho, ry namako mpiray zoga: Ampia reo vaïavy reo. Satria zareo dia niara-niasa taminaha tamin'ny fagnaparitahagna ny Vaovao maharavoravo niaraka tamin'ny Klementa ndraiky reo tavaila namagna mpiara-miasa aminaha jiaby, zay afa akao amin'ny Bokin'ny Fiainagna ny agnaran-jareo.