diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 9cb7d8e..10ab1bc 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, ry rahalahiky tiàko zay mahangaoma zaho, haravoako ndraiky satro-boninahitrinaha, amin'ny zany dia mitsangana tsara akao amin,ny Tompo, ry namako tiàko. Mangavigny an'i Eodia zaho, ary mangavigny an'i Syntyke, miraisa saigny akao amin'ny Tompo. Aveo, mangaho aminao foagna koa zaho, ry namako mpiray zoga: Ampia reo vaïavy reo. Satria zareo dia niara-niasa taminaha tamin'ny fagnaparitahagna ny Vaovao maharavoravo niaraka tamin'ny Klementa ndraiky reo \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, ry rahalahiky tiàko zay mahangaoma zaho, haravoako ndraiky satro-boninahitrinaha, amin'ny zany dia mitsangana tsara akao amin,ny Tompo, ry namako tiàko. Mangavigny an'i Eodia zaho, ary mangavigny an'i Syntyke, miraisa saigny akao amin'ny Tompo. Aveo, mangaho aminao foagna koa zaho, ry namako mpiray zoga: Ampia reo vaïavy reo. Satria zareo dia niara-niasa taminaha tamin'ny fagnaparitahagna ny Vaovao maharavoravo niaraka tamin'ny Klementa ndraiky reo tavaila namagna mpiara-miasa aminaha jiaby, zay afa akao amin'ny Bokin'ny Fiainagna ny agnaran-jareo. \ No newline at end of file