auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 09:04:02 -04:00 committed by root
parent f3d4c05875
commit 73a8efaa87
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 \v 27 Fao mandiniky zaho fao ialigny fôgnakoa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiro ny hiarahaka taminareo jkiaby iz, satria regninareo fao narary izy. Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hanako halahelo ambonin'ny halahelo.
\v 25Fao mandiniky zaho fao ilaigny fôgna koa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. \v 26 Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiaro ny hiarahaka taminareo jiaby izy, satria regninareo fao narary izy. \v 27 Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hanako halahelo ambonin'ny halahelo.