diff --git a/02/25.txt b/02/25.txt index 87e47bb..24ee746 100644 --- a/02/25.txt +++ b/02/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 \v 27 Fao mandiniky zaho fao ialigny fôgnakoa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiro ny hiarahaka taminareo jkiaby iz, satria regninareo fao narary izy. Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hanako halahelo ambonin'ny halahelo. \ No newline at end of file +\v 25Fao mandiniky zaho fao ilaigny fôgna koa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. \v 26 Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiaro ny hiarahaka taminareo jiaby izy, satria regninareo fao narary izy. \v 27 Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hanako halahelo ambonin'ny halahelo. \ No newline at end of file