auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 05:43:03 -04:00 committed by root
parent 00752ef1ae
commit 51179ccc89
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo tiàko ho hainareo,ry rahalahiky, fao reo raha jiaby zay niboaka taminaha dia niasa ho amin'ny fampandrosoagna ny vaovao maharavoravo koa. Vokatr'izany, gadrako akao amin'ny Kristy dia niboaka mazava nagnairagna reo mpiambign'ny lapa jiaby ndraiky reo ologno hafa. Ny ankamaroan-jareo rahalahy dia managna toky maventy koa akao amin'ny Tompo avy amin'ny fa
Aveo tiàko ho hainareo,ry rahalahiky, fao reo raha jiaby zay niboaka taminaha dia niasa ho amin'ny fampandrosoagna ny vaovao maharavoravo koa. Vokatr'izany, gadrako akao amin'ny Kristy dia niboaka mazava nagnairagna reo mpiambign'ny lapa jiaby ndraiky reo ologno hafa. Ny ankamaroan-jareo rahalahy dia managna toky maventy koa akao amin'ny Tompo avy amin'ny gadrako