diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index eef3452..f59e9fb 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo tiàko ho hainareo,ry rahalahiky, fao reo raha jiaby zay niboaka taminaha dia niasa ho amin'ny fampandrosoagna ny vaovao maharavoravo koa. Vokatr'izany, gadrako akao amin'ny Kristy dia niboaka mazava nagnairagna reo mpiambign'ny lapa jiaby ndraiky reo ologno hafa. Ny ankamaroan-jareo rahalahy dia managna toky maventy koa akao amin'ny Tompo avy amin'ny fa \ No newline at end of file +Aveo tiàko ho hainareo,ry rahalahiky, fao reo raha jiaby zay niboaka taminaha dia niasa ho amin'ny fampandrosoagna ny vaovao maharavoravo koa. Vokatr'izany, gadrako akao amin'ny Kristy dia niboaka mazava nagnairagna reo mpiambign'ny lapa jiaby ndraiky reo ologno hafa. Ny ankamaroan-jareo rahalahy dia managna toky maventy koa akao amin'ny Tompo avy amin'ny gadrako \ No newline at end of file