auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 05:43:03 -04:00 committed by root
parent 17ed4dcf2b
commit 1f83f4fa24
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Ny sanany aby dia mgnambara an'i Kristy amin'ny fialonagna ndraiky fifandiragna koa, aveo zareo hafa ndraiky antsitrs-pô tsara, Reto farany dia magnano zany amin'ny fitiavagna, mahay fao zaho dia napaitraka eto ho fiarovagna ny vaovao maharavoravo. Fao regny voalohany dia magnambara an'i Kristy amin'ny fitiavan-taigna, fao tsy tso-pô. Izy regny dia mandiniky fao hagnakorontagna zaho raha mbôla ao amin'ny figadrako zaho.
\v 17 Ny sanany aby dia mgnambara an'i Kristy amin'ny fialonagna ndraiky fifandiragna koa, aveo zareo hafa ndraiky antsitrs-pô tsara, \v 15 Reto farany dia magnano zany amin'ny fitiavagna, mahay fao zaho dia napaitraka eto ho fiarovagna ny vaovao maharavoravo. \v 16 Fao regny voalohany dia magnambara an'i Kristy amin'ny fitiavan-taigna, fao tsy tso-pô. Izy regny dia mandiniky fao hagnakorontagna zaho raha mbôla ao amin'ny figadrako zaho.