diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 070590d..8f09f03 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Ny sanany aby dia mgnambara an'i Kristy amin'ny fialonagna ndraiky fifandiragna koa, aveo zareo hafa ndraiky antsitrs-pô tsara, Reto farany dia magnano zany amin'ny fitiavagna, mahay fao zaho dia napaitraka eto ho fiarovagna ny vaovao maharavoravo. Fao regny voalohany dia magnambara an'i Kristy amin'ny fitiavan-taigna, fao tsy tso-pô. Izy regny dia mandiniky fao hagnakorontagna zaho raha mbôla ao amin'ny figadrako zaho. \ No newline at end of file +\v 17 Ny sanany aby dia mgnambara an'i Kristy amin'ny fialonagna ndraiky fifandiragna koa, aveo zareo hafa ndraiky antsitrs-pô tsara, \v 15 Reto farany dia magnano zany amin'ny fitiavagna, mahay fao zaho dia napaitraka eto ho fiarovagna ny vaovao maharavoravo. \v 16 Fao regny voalohany dia magnambara an'i Kristy amin'ny fitiavan-taigna, fao tsy tso-pô. Izy regny dia mandiniky fao hagnakorontagna zaho raha mbôla ao amin'ny figadrako zaho. \ No newline at end of file