auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 23:58:42 -05:00 committed by root
parent 02ed7dcffb
commit b08278daa6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 14 \v 16 Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsin're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy. Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy. Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna.
\v 14 Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsian're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy.\v 15 Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy.\v 16 Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna.