From b08278daa6af67d58815897928c8b61e703ebc45 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 14 Dec 2020 23:58:42 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index bcf68a9..d3205ad 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 14 \v 16 Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsin're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy. Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy. Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna. \ No newline at end of file +\v 14 Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsian're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy.\v 15 Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy.\v 16 Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna. \ No newline at end of file