auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 00:34:58 -05:00 committed by root
parent dc60f9cc10
commit ad6892066a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 \v 21 Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy.
\v 18 Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, \v 19 mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. \v 20 Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada,\v 21 mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy.