From ad6892066a1ee7964fa84591b98ff7794216f833 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Tue, 15 Dec 2020 00:34:58 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 05/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index 23349d1..92c679b 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 \v 21 Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 18 Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, \v 19 mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. \v 20 Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada,\v 21 mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy. \ No newline at end of file