auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 00:38:36 -05:00 committed by root
parent 6f3b2e22cd
commit 2045604f1e
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 Hotra zany faogna koa ny lalahy dia tôkony ho tia vadin-jare avy hotra ny haignin-jare. Izy zay tia ny vadiny dia tia ny haigniny faogna koa. Tsy mbôla nisy nalaigny ny haigniny, fao mamahagna ndraiky mikarakara zany tsara, mitôvy Kristy mamahagna fiangonagna ndraiky mikarakara azy faogna koa, satria atsika dia ratsan-kaigniny.
28\v 29 \v 28 \v 30 Hotra zany faogna koa ny lalahy dia tôkony ho tia vadin-jare avy hotra ny haignin-jare. Izy zay tia ny vadiny dia tia ny haigniny faogna koa. Tsy mbôla nisy nalaigny ny haigniny, fao mamahagna ndraiky mikarakara zany tsara, mitôvy Kristy mamahagna fiangonagna ndraiky mikarakara azy faogna koa, satria atsika dia ratsan-kaigniny.

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany antony zany ny lalahy dia handà ny iada ndraiky ny nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny.
\v 31 \v 32 \v 33 Noho zany antony zany ny lalahy dia handà ny iada ndraiky ny nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny.