diff --git a/05/28.txt b/05/28.txt index 1a4e22d..8400761 100644 --- a/05/28.txt +++ b/05/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 \v 29 \v 30 Hotra zany faogna koa ny lalahy dia tôkony ho tia vadin-jare avy hotra ny haignin-jare. Izy zay tia ny vadiny dia tia ny haigniny faogna koa. Tsy mbôla nisy nalaigny ny haigniny, fao mamahagna ndraiky mikarakara zany tsara, mitôvy Kristy mamahagna fiangonagna ndraiky mikarakara azy faogna koa, satria atsika dia ratsan-kaigniny. \ No newline at end of file +28\v 29 \v 28 \v 30 Hotra zany faogna koa ny lalahy dia tôkony ho tia vadin-jare avy hotra ny haignin-jare. Izy zay tia ny vadiny dia tia ny haigniny faogna koa. Tsy mbôla nisy nalaigny ny haigniny, fao mamahagna ndraiky mikarakara zany tsara, mitôvy Kristy mamahagna fiangonagna ndraiky mikarakara azy faogna koa, satria atsika dia ratsan-kaigniny. \ No newline at end of file diff --git a/05/31.txt b/05/31.txt index 0345479..5dcceaa 100644 --- a/05/31.txt +++ b/05/31.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany antony zany ny lalahy dia handà ny iada ndraiky ny nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny. \ No newline at end of file +\v 31 \v 32 \v 33 Noho zany antony zany ny lalahy dia handà ny iada ndraiky ny nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny. \ No newline at end of file