auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-16 09:47:39 -05:00 committed by root
parent 288da2a89b
commit 7f4217228a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Alaiky mitôvy ny rahalahy mahatoky i Silasy, ave nanaoratra teny fohifohy hoanare tamin'ny alalany zaho. Magnanatra are zaho ary mivaolagna are fao zay nisoroatako dia fahasoavagna marin-Jagnahary. Mitsangàna amin'ny zany. Ny vaiavy zay agny Babylona, zay voafidy niaraka taminare, magnano veloma are. Ave Marka, zanako lalahy, magnano veloma are. Mifagnanaova veloma amin'ny fagnoraoham-pitiavagna. Ho aminare jiaby anie ny fiadanagna zay ao amin'i Kristy.
\v 12 Alaiky mitôvy ny rahalahy mahatoky i Silasy, ave nanaoratra teny fohifohy hoanare tamin'ny alalany zaho. Magnanatra are zaho ary mivaolagna are fao zay nisoroatako dia fahasoavagna marin-Jagnahary. Mitsangàna amin'ny zany. \v 13 Ny vaiavy zay agny Babylona, zay voafidy niaraka taminare, magnano veloma are. \v 14 Ave Marka, zanako lalahy, magnano veloma are. Mifagnanaova veloma amin'ny fagnoraoham-pitiavagna. Ho aminare jiaby anie ny fiadanagna zay ao amin'i Kristy.