diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt index a66c015..d5cfe04 100644 --- a/05/12.txt +++ b/05/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Alaiky mitôvy ny rahalahy mahatoky i Silasy, ave nanaoratra teny fohifohy hoanare tamin'ny alalany zaho. Magnanatra are zaho ary mivaolagna are fao zay nisoroatako dia fahasoavagna marin-Jagnahary. Mitsangàna amin'ny zany. Ny vaiavy zay agny Babylona, zay voafidy niaraka taminare, magnano veloma are. Ave Marka, zanako lalahy, magnano veloma are. Mifagnanaova veloma amin'ny fagnoraoham-pitiavagna. Ho aminare jiaby anie ny fiadanagna zay ao amin'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 12 Alaiky mitôvy ny rahalahy mahatoky i Silasy, ave nanaoratra teny fohifohy hoanare tamin'ny alalany zaho. Magnanatra are zaho ary mivaolagna are fao zay nisoroatako dia fahasoavagna marin-Jagnahary. Mitsangàna amin'ny zany. \v 13 Ny vaiavy zay agny Babylona, zay voafidy niaraka taminare, magnano veloma are. \v 14 Ave Marka, zanako lalahy, magnano veloma are. Mifagnanaova veloma amin'ny fagnoraoham-pitiavagna. Ho aminare jiaby anie ny fiadanagna zay ao amin'i Kristy. \ No newline at end of file