auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-27 19:35:14 +02:00 committed by root
parent 2b4cd2d130
commit ebd89fdd72
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa tenoy zao amizao, handrareo ze tia fahafinareta vo mitoboky am-pilamina; handrareo ze manao anakam-po ho: "Misy zaho, dra sy misy manahaky anahy; sy ho mananom-bata mihisy zaho, na hiay gny fahaverezan-zanaky mihisy." Fa tahoky raha ro tahoky dra ho avy tapoky amindrareo ao agnatin'gny raiky andro: ho avy amindrareo amin'gny fahafenoan-kery gny fahaverezan-zanaky vo gny sy fanagnam-baly sasy, ndre dra eo aza gny famosaviandrareo vo reo fandraikiraikindrareo vo reo aolindra
Koa tenoy zao amizao, handrareo ze tia fahafinareta vo mitoboky am-pilamina; handrareo ze manao anakam-po ho: "Misy zaho, dra sy misy manahaky anahy; sy ho mananom-bata mihisy zaho, na hiay gny fahaverezan-zanaky mihisy." Fa tahoky raha ro tahoky dra ho avy tapoky amindrareo ao agnatin'gny raiky andro: ho avy amindrareo amin'gny fahafenoan-kery gny fahaverezan-zanaky vo gny sy fanagnam-baly sasy, ndre dra eo aza gny famosaviandrareo vo reo fandraikiraikindrareo vo reo aolindrareo.