diff --git a/47/08.txt b/47/08.txt index 1c42528..2b98dda 100644 --- a/47/08.txt +++ b/47/08.txt @@ -1 +1 @@ -Koa tenoy zao amizao, handrareo ze tia fahafinareta vo mitoboky am-pilamina; handrareo ze manao anakam-po ho: "Misy zaho, dra sy misy manahaky anahy; sy ho mananom-bata mihisy zaho, na hiay gny fahaverezan-zanaky mihisy." Fa tahoky raha ro tahoky dra ho avy tapoky amindrareo ao agnatin'gny raiky andro: ho avy amindrareo amin'gny fahafenoan-kery gny fahaverezan-zanaky vo gny sy fanagnam-baly sasy, ndre dra eo aza gny famosaviandrareo vo reo fandraikiraikindrareo vo reo aolindra \ No newline at end of file +Koa tenoy zao amizao, handrareo ze tia fahafinareta vo mitoboky am-pilamina; handrareo ze manao anakam-po ho: "Misy zaho, dra sy misy manahaky anahy; sy ho mananom-bata mihisy zaho, na hiay gny fahaverezan-zanaky mihisy." Fa tahoky raha ro tahoky dra ho avy tapoky amindrareo ao agnatin'gny raiky andro: ho avy amindrareo amin'gny fahafenoan-kery gny fahaverezan-zanaky vo gny sy fanagnam-baly sasy, ndre dra eo aza gny famosaviandrareo vo reo fandraikiraikindrareo vo reo aolindrareo. \ No newline at end of file