auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-08 14:17:09 +02:00 committed by root
parent 748a7b04a8
commit c65c504b48
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Hanipy reo sapy volafosy vo volamena gny olo amin'izay andro zay zay mahin'ero ho tompoy----hanipy reo agny amin'gny voalavo vo ramanavy ereo.\v 21 Handeha agnaty lavaky eo amin'gny vato gny vahoaky sady an-sefasefakin'gny harambato, noho gny horohoron'i Yaveh vo noho gny voninahisin'gny fiandrianana, no fa misanga hapihorohoro gny tany Izy.\v 22 Asaharo gny fahatokia gny olo, ze eo amin'gny vavorony gny
\v 20 Hanipy reo sapy volafosy vo volamena gny olo amin'izay andro zay zay mahin'ero ho tompoy----hanipy reo agny amin'gny voalavo vo ramanavy ereo.\v 21 Handeha agnaty lavaky eo amin'gny vato gny vahoaky sady an-sefasefakin'gny harambato, noho gny horohoron'i Yaveh vo noho gny voninahisin'gny fiandrianana, no fa misanga hapihorohoro gny tany Izy.\v 22 Asaharo gny fahatokia gny olo, ze eo amin'gny vavorony gny fofo