auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-08 13:03:08 +02:00 committed by root
parent f97ec60525
commit 748a7b04a8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Hanipy reo sapy volafosy vo volamena gny olo amin'izay andro zay zay mahin'ero ho tompoy----hanipy reo agny amin'gny voalavo vo ramanavy ereo.\v 21 Handeha agnaty lavaky eo amin'gny vato gny vahoaky sady an-sefasefakin'gny harambato, noho gny horohoron'i
\v 20 Hanipy reo sapy volafosy vo volamena gny olo amin'izay andro zay zay mahin'ero ho tompoy----hanipy reo agny amin'gny voalavo vo ramanavy ereo.\v 21 Handeha agnaty lavaky eo amin'gny vato gny vahoaky sady an-sefasefakin'gny harambato, noho gny horohoron'i Yaveh vo noho gny voninahisin'gny fiandrianana, no fa misanga hapihorohoro gny tany Izy.\v 22 Asaharo gny fahatokia gny olo, ze eo amin'gny vavorony gny