auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-04-27 11:25:08 +02:00 committed by root
parent dbd22f33de
commit 477d138377
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Fa nagnaligno gny Zagnahariny gny famozendrareo handrareo, vo nodia-ndrareo fany gny vatolapin'gny herindrareo. Koa mamboly raha misiry soasoa handrareo, sady mametraky tahom-boaloboky voaray avy tamin'gny vahiny,\v 11 amin'gny andro hambolendrare
\v 10 Fa nagnaligno gny Zagnahariny gny famozendrareo handrareo, vo nodia-ndrareo fany gny vatolapin'gny herindrareo. Koa mamboly raha misiry soasoa handrareo, sady mametraky tahom-boaloboky voaray avy tamin'gny vahiny,\v 11 amin'gny andro hambolendrareo, vo hamefendrareo, vo hapisiriandrareo. Sy ho ele dra hisiry gny vihindrareo, fe sy hahavagno gny voakasindrareo amin'gny andreo fahoria vo alahelo fatrasy