diff --git a/17/10.txt b/17/10.txt index 9730888..5ccf1b5 100644 --- a/17/10.txt +++ b/17/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Fa nagnaligno gny Zagnahariny gny famozendrareo handrareo, vo nodia-ndrareo fany gny vatolapin'gny herindrareo. Koa mamboly raha misiry soasoa handrareo, sady mametraky tahom-boaloboky voaray avy tamin'gny vahiny,\v 11 amin'gny andro hambolendrare \ No newline at end of file +\v 10 Fa nagnaligno gny Zagnahariny gny famozendrareo handrareo, vo nodia-ndrareo fany gny vatolapin'gny herindrareo. Koa mamboly raha misiry soasoa handrareo, sady mametraky tahom-boaloboky voaray avy tamin'gny vahiny,\v 11 amin'gny andro hambolendrareo, vo hamefendrareo, vo hapisiriandrareo. Sy ho ele dra hisiry gny vihindrareo, fe sy hahavagno gny voakasindrareo amin'gny andreo fahoria vo alahelo fatrasy \ No newline at end of file