auto save
This commit is contained in:
parent
295a0ba9d9
commit
c0ff4920fa
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 Hoy izy tamndreo oe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo i Jesosy. Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy.
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 Hoy izy tamndreo oe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo i Jesosy. Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa. Avy teo i Elia sy Mosesy niboda tamindreo.
|
Loading…
Reference in New Issue