auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-16 00:36:52 -05:00 committed by root
parent 9a199f0e44
commit 295a0ba9d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Hoy izy tamndreo oe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo
\v 1 \v 2 \v 3 Hoy izy tamndreo oe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo i Jesosy. Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy.