auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-16 04:47:53 -05:00 committed by root
parent 7da6280bb8
commit bf35e684c3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalalana sady nekany ary da vaky zaka hoe: "Raaha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly ataika izy hoe nagnino anaeo tsy ninosa? Fa raha isaka koa mamaly hoe avy am'gnolo, da nataotry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'e Zagnahary tokôtry. Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay " Namaly andreo koa i Jesosy hoe: "
Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalalana sady nekany ary da vaky zaka hoe: "Raaha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly ataika izy hoe nagnino anaeo tsy ninosa? Fa raha isaka koa mamaly hoe avy am'gnolo, da nataotry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'e Zagnahary tokôtry. Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay " Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefa nahavitako anireny"