diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt index e01faa6..420beba 100644 --- a/11/31.txt +++ b/11/31.txt @@ -1 +1 @@ -Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalalana sady nekany ary da vaky zaka hoe: "Raaha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly ataika izy hoe nagnino anaeo tsy ninosa? Fa raha isaka koa mamaly hoe avy am'gnolo, da nataotry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'e Zagnahary tokôtry. Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay " Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " \ No newline at end of file +Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalalana sady nekany ary da vaky zaka hoe: "Raaha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly ataika izy hoe nagnino anaeo tsy ninosa? Fa raha isaka koa mamaly hoe avy am'gnolo, da nataotry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'e Zagnahary tokôtry. Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay " Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefa nahavitako anireny" \ No newline at end of file