auto save
This commit is contained in:
parent
79b76f6c2d
commit
7c02fdf88f
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 17 \v 18 \v 19 Ary nisy raiky tamigne vahoky namaly enazy oe " ô Ramose, nindesiko etoa aminao gne zanako lelah. Misy fagna ratsy tsy mampizaka anazy io. Misambotry anazy io ka mampiofokofoky anazy ary mandoa rivo izy, mampiady nify, ary da lasa mieziky aby izy. Nangataky tame mpianatrao iah mba hangala an'iza aminazy, kanefa da tsy vitandreo nda. Ary namaly enah indreo oe: " Hoanareo kitro ame zafy tsy mino, mandra-pahovia gne hipetrahako etoa aminareo?. Mandra-pahovia gne andeferako aminareo ? Indeso amna aty izy".
|
\v 18 \v 17 \v 19 Ary nisy raiky tamigne vahoky namaly enazy oe " ô Ramose, nindesiko etoa aminao gne zanako lelah. Misy fagna ratsy tsy mampizaka anazy io. Misambotry anazy io ka mampiofokofoky anazy ary mandoa rivo izy, mampiady nify, ary da lasa mieziky aby izy. Nangataky tame mpianatrao iah mba hangala an'iza aminazy, kanefa da tsy vitandreo nda. Ary namaly enah indreo oe: " Hoanareo kitro ame zafy tsy mino, mandra-pahovia gne hipetrahako etoa aminareo?. Mandra-pahovia gne andeferako aminareo ? Indeso amna aty izy".
|
Loading…
Reference in New Issue