From 7c02fdf88f4deba03f263828a9fa65035ae45740 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Thu, 16 Jan 2020 00:36:52 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 09/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index b41229f..b96b05d 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Ary nisy raiky tamigne vahoky namaly enazy oe " ô Ramose, nindesiko etoa aminao gne zanako lelah. Misy fagna ratsy tsy mampizaka anazy io. Misambotry anazy io ka mampiofokofoky anazy ary mandoa rivo izy, mampiady nify, ary da lasa mieziky aby izy. Nangataky tame mpianatrao iah mba hangala an'iza aminazy, kanefa da tsy vitandreo nda. Ary namaly enah indreo oe: " Hoanareo kitro ame zafy tsy mino, mandra-pahovia gne hipetrahako etoa aminareo?. Mandra-pahovia gne andeferako aminareo ? Indeso amna aty izy". \ No newline at end of file +\v 18 \v 17 \v 19 Ary nisy raiky tamigne vahoky namaly enazy oe " ô Ramose, nindesiko etoa aminao gne zanako lelah. Misy fagna ratsy tsy mampizaka anazy io. Misambotry anazy io ka mampiofokofoky anazy ary mandoa rivo izy, mampiady nify, ary da lasa mieziky aby izy. Nangataky tame mpianatrao iah mba hangala an'iza aminazy, kanefa da tsy vitandreo nda. Ary namaly enah indreo oe: " Hoanareo kitro ame zafy tsy mino, mandra-pahovia gne hipetrahako etoa aminareo?. Mandra-pahovia gne andeferako aminareo ? Indeso amna aty izy". \ No newline at end of file